AmbondronA (Sitlo)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
scorp bobokiks gena
samy manana tombo
samy misy jerena
satroka avadika
fe mira ranjo
dia vita nadika
hatramin'ny akanjo
ze mitady hiteny eo
ataoko hoe mialona
satria tsy ho leo
ny mpakafy aman'alina
vao nikozy ra-penina
dia manaova salaka
ny tena nisenina
"ny sipakely efa zaka"
Beranto ahhhhh
izany ny hiaka,
iaraha-mahita
ampian'ilay siaka
toa zara fa vita
Tena indrisy
izaho tsy misozy
soa ihany fa nisy
pissoa sy papozy
fiuuuuuuuuuuuuuu
--------
Rohy:
Hevitra mandeha
pissoa
(
18/07/2007 03:11)
Hi hi hi !
nanainga mitsy ra-penina marina !
nanainga mitsy ra-penina marina !
sitlo
(
18/07/2007 22:16)
nanainga izy dia nipetraka, sao dia lasa ambony loatra
ka mitotom-
ka mitotom-
ikalamako
(
24/03/2019 10:54)
mdrrrrr