Ny maso sy ny camion (Sitlo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny maso sy ny camion
toa tsisy idirany hoy nareo,
Fa mba vakio kosa ange
ny fitovizan-dry zareo.

Raha toa ka tsisy maso ianao
dia tsy hahita camion.
Raha toa ka tsisy camion
dia tsy hahita camion.

Ny olona tsy misy maso,
mety handona camion.
Ny camion no tena loza
fa mety handona tsisy maso.

Raha mpamily ratsy maso,
ho sampotsampona ny dia.
Moa raha ratsy camion?
Ny foko mbola tena tia.

sitlo ....lalala
--------
Rohy:
Sokajy : Politika - Kiarakira - Ady
2436 0
Hevitra mandeha
pissoa ( 22/02/2008 20:45)
misenina tssss
ari.malala ( 27/02/2008 09:29)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
elyzo ( 28/02/2008 10:10)
sitlo marina ny anao! hihi
Elihangy ( 21/01/2010 13:06)
fa manin no maso sy camion fa tsy hoe:
- orona sy 4x4
- vava sy 205
- sofina sy 3cv

tsy haiko e!!!!

mahalatsaka
andry 1000 ( 12/05/2015 04:19)
fa raha maso tsisy camion mety ahita solomaso...fa raha camion tsy misy maso mety ahita vĂ´maso
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Sitlo
Nampiditra : sitlo
Daty : 22/02/2008 15:07
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0113