Nampiditra : faniriantsoa RAZAKAMALALA
Daty : 26/04/2021 10:03
Nijery : 831
Tononkalo: 12 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

faniriantsoa RAZAKAMALALA

I Faniriantsoa RAZAKAMALALA dia tovolahy zanak'i BAKOMALALA Evah.Izy io dia Poeta mbola tanora tena manana ny lazany tokoa.Nanomboka nanoratra izy io ny taona 2017 ,tamin'izy 4e.nahazo ny mari—pahaizana BEPC izy ny taona 2018.Nianatra tao ami'ny Lycée Morarano Chrome izy, ary tao no nahafantarana ny tena talentany.Efa maro ireo fifaninanana nanoratra efa nahazoany loka maro.Ary ny tena mampiavaka azy dia...ankoatra ny fahaizana manoratra tononkalo dia manana ny talenta izy eo amin'ny sehatry ny sary hosodoko,sary sokitra sy sary sikotra.Tsy izany ihany ny mampiavaka azy fa eo aminy koa ny talenta eo amin'ny sehatry ny zava—maneno toy ny Clavier sy Guittar.Anisan'ny Poeta tena mankafy ny asa soratr'i JEAN JOSEPH RABEARIVELO izy ary tena maka tahaka ny fomba fanoratr'i JJR mihitsy.Nahazo ny mari—pahaizana BACCALAUREAT izy ny taona 2020,ary mbola andalam—pianarana izy amin'izao fotoana izao.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/faniriantsoa-razakamalala
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148