Hampiditra sary Nampiditra : jyno
Daty : 12/01/2015 21:36
Nijery : 1460
Tononkalo: 14 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

jyno

HERIMANANTSOA jocelyn na Jyno. teraka ny 11/08/1987 tao Antsirabe.
nianatra tao @ SK Ambohimirary/Matieloana ny taona 1992-1996, avy eo tao @ FMA Betafo ary nahazo ny CEPE tao. nifindra tao @ St Louis Betafo avy eo nanohy ny ambaratonga faha-roa. rehefa nahazo BEPC dia tafiditra tao @ lycée de Betafo. afaka BACC t@ 2006. nanohy ny ambaratonga ambony tao @ ASJA Antsirabe avy eo ary nisafidy ny lalam-pihofanana ho Inenjeniera momba ny fitrandrahana harena an-kibon'ny tany. nahavita fianarana t@ 2011.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/jyno
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0104