Mpamaky mpankafy (andriary)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
fankasitrahana an'i AUGSONV sy ny namana mpankafy, mpanoratra , mpamaky rehetra na an-dafy na eto an-toerana tsy an-kanavaka...)

Ianao mankafy ny tonokalo nosoratany
Ianao tia ery, ny angolany sy hantany,
Ianao mankamamy, ny redirediny mandalo
Dia ho anao tokotokoa, ny hiantsany tonokalo!

Ianao mpamakivaky, ny tonokalo nosoratany
Ianao mankasitraka, nefa olona tsy fantany
Ianao niombon-kevitra , amin'ny sombin'asa sorany
Dia ny toa anao izao...no tantara ifotorany

Agamba,

Ny hafaliana tany anatiny, no tany anatinao koa
Ny tantara nolazainy, no tantaranao taloha
Ny alahelony nanonja , vinakinao tanaty soratra
No nitaratra nivantana , lay tsy sahinao amboraka!
.....
andriary!
--------
Rohy:
1125 4
Hevitra mandeha
SOBIKA ( 17/02/2005 16:24)
mmmmm andrayyyy tena lafatra
misaotra eh!
mpankafy iray So
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : andriary
Nampiditra : andriary
Daty : 17/02/2005 13:00
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0107