You are here: home > Vetso

sambatra aho - Cat

Azo vakiana?

Sambatra tokoa aho ankehitriny
Satria nariko ireo ditrako fahiny
Tsy hiverina @ ireny tsony aho
Satria efa fianam baovao no iainako izao

Tiako raha mba nanaraka ahy ny namako
Saingy indrisy manko fa tsy nanaiky ny lalako
Lay fitiavana lasa fihavanana  
Hany ka lasa fisarahana

Atao ahoana fa zay no lahatra
Pejy vaovao no ataoko satria izaho efa tonga lafatra
Fa izaho tsy hanadino anareo,
Fa ny hany mba fantako fa tsy maintsy hanenina ianareo

Izaho  no mba hafatro
Matokisa ny Tompo fa Izy tsy mba mandao
Satria efa nomeny anao ny fitiavany tsy mba ho lao

Sokajy : Fifaliana