Aza adino aky ilay voady (eric dgp)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aza adino aky ilay voady
Hoe hiaraka itady
Dia isika roa ivady
Hiaraka iady
Hiaraka hifankatia
Hiaraka ho doria
Dia aza adino ko
Ilay teninao iray tsy manampaharoa
Hoe iaraka isedra
Na mafy aza ny mangeja
Dia isika ifady
Ny atao hoe ady
Izany mantsy ilay hoe vady
Dia aza adino ihany koa
Fa isika no natao ho mpivady
Ka na ho mora na ho mafy
Iarahantsika miafy
Iarahantsika miady
............. R.eric #dgp
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
399 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141