Ninia nanamafy ny fony iz (eric dgp)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ninia nanamafy ny fony izy ka nanantena fa mbola hisava ity andro maloka ihainany
Eny na dia marary aminy aza ilay nilaozanao dia ihezaka izy ny amafa izany ary tsy itarainany
Ranomaso lava no any mameno ny fiainany nefa tsy kivy izy fa mbola manantena fa indray andro any anam pahataperany
Ka ho sitrana ny ratrany
Ka tsy atsiaro intsony ireo fangirifiriana niainany
ho afaliana no ameno ny fony
Adinony ianao ary koa tsy tsarony
Mafy taminazy tamin ny izany no namafa ireo lasa
Ankehitriny efa sambatra izy ny anaranao aza efa voafafa
Mbola iny ndray ianao
Niangavy nitalaho
Azafady kosa hono eee! Tsy tiany intsony ianao
Efa noratrainao mafy izy
Itsakitsaka miampy trerona
Sanatria kosa angamba izy ra toa ka mbola iverina
Dia veloma hono no any sisa azony apetraka
Ny momba nareo rehetra
Aoka tantara ny ipetsaka
Miala tsiny hono ra tsy noraisiny itsony ity fifonanao
Satria tsy afaka amadika ilay nomeny toky izy ka mitedava vaovao
Dia mba ovao re ny famindra ah!
Sao izy ana toa ahy
Leo ka nifindra
#ericdgp
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo
306 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0661