Ry alina mangina (eric dgp)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry alina mangina
Hiangaviko ianao mba lalovy ilay malalako
Malahelo azy anie ny foko
Tsy tafandry re ny vatako
Ka mila hitoloko
Lazao izy fa izao aty tsy salama
Te ahita anazy tena mamanala
Mangatsika ny vatako rehetra
Mila ny safosafony mila itoretra
Ity malalanao tsy mahajery hafa
Fa tena babonao
Lasanao tanteraka ny amiko rehetra
Ny saina maso vantana
Lasanao tsy misy fetra
Fa tiako anie ianao ataovy antsaina
Malala ah...
Tiako ianao mandrampiala ny fofonaina
Sanatria ny hiferotraina
Fa ra mbola eo ianao tsy miady irery aho sombiniaina
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
127 1
Mpakafy: Rianasary
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139