Raha nampoizina (eric dgp)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ra nampoiziko hoe tsy hitoy ity fitiavan tsika
Fa nofy indray niserana
Dia naleko tsy nandray akory ny fitiavanao tsy isian ny disadisa
Naleoko noferena ny foko tsy nitia anao
Ra nibaby fahoriana toy izao
Ny toetranao tsy tantiko
No mandratra ny atiko
No.mitarika ny feriko
Mampitombo ny aretiko
Tsy tsapanao ve ry tiana
Fa tia anie ny foko
Matoa aho mitoloko
Miangavy anao mba iova
Anefa ny omaly no itako androany
Tsy misy fiafarany
Ka ataoko angamba ry malala
Eny fa na mbola tamana
Dia tsy ho tsiny angamba hoy aho
Ny andao anao itia olon kafa aho
Ka dia veloma ianao
Tsy sitrakin foko anefa dia tsy maintsy atao
Ka aleoko.miala ra fahoriana no iaretako ao
Efa resy tanaty tolona
Ka aleo ahalala ionona...
R.eric 27/11/2021
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
147 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014