Nifandimby ny andro nifan (eric dgp)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nifandimby ny andro nifandimby koa ny taona
Ilay fitia tato anatiko lasa any aminao foana
Lasa tiko ianao.....
Saingy....tsy tsapanao ny fitia ao anatiko ao
Modian tsita modiana tsy jerena
Za anefa mipitsapitsa mahonena
Atao ahoana eeee????hionona aho fa mahalala tsy tiana
Ekeko hoe tena babo
Fa aleko mitia anao mangina
Mbola ho avy ilay anjarako indray andro any
Ka izy no amafa ireo tomany...
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo
313 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0159