Iny tsikiny iny Tsiky ira (eric dgp)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Iny tsikiny iny
Tsiky iray tsy azo ho fefena
Tsiky ira tsy noterena
Fa nozarainy izay ty
Nomeny iny iny
Na dia misy fiatsarambelatsihy
Fiatsarambelatsihy hoy aho satria.?
Iny no fanafenany ny marina
Eny na dia malahelo izy any anatiny any
Dia nasehony iny mba tsy ho fantatrao ny aminy
Mirana matetika sy sarika lava no itanao amin ny endriny
Saingy ra ny marina fanafenany ilay ratra iny mba tsy ho tsapanao fa izy mihezaka ny miarina
Izy anie ka manjombona matetika eeh...!
Fa iny tsiky iny no manapina ny masoandrony tsy iletika
eric dgp......
--------
Rohy:
Sokajy : Fifaliana
400 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0703