POROFO - jyno
Azo vakiana?
tia anao tokoa aho
fa ninia tsy niteny
satria fantatrao izay nataoko ho anao rehetra:
ny fiteny sy ny...etsetra
dia efa ampy angamba ireny hanambara ny ato am-poko
ka na ny sary, na ny loko nampiasaiko t@ izany
dia nataoko loko tokana fa tsy mba mifangaro
mba ho azonao takarina:
tia aho no tena marina.
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : jyno
Nampiditra : jynoDaty : 12/01/2015
Mpamangy : 835
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
TSIKYEFA FANTATRAO
ORA MAMIKO
AMPIO FA TSY SAHY
HAVANA
IZY IREO
MADE
MANDEHANA RY FANAHIKO
MBOLA HO TAFARAY
ANATRA