AZA HITAKO (Ni..! (RPR))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha ho foana izao tontolo
iainantsika eto izao
Raha ho ritra koa ny rano
izay ateraky ny havoana ery an-dohasaha
ka tsy hisi koa ny rivotra
mampiaina ahy sy anao

dia!... izay aho vao sahy hilaza
fa ho foana tsy hisy tsiaro
ny aminao ny ato anatiko
ka hanadino anao tanteraka
............
aza hitako any izany

marainan'Ni..! 13 Febroary 2009
Zandry ni..!
--------
Rohy:
1252 2
Mpakafy: endrika01 - Envy7
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143