You are here: home > Vetso

AZA HITAKO HONO IZANY - Ni..! (RPR)

Azo vakiana?

Raha ho foana izao tontoloiainantsika eto izao
Raha ho ritra koa ny ranoizay ateraky ny havoana ery an-dohasaha
ka tsy hisi koa ny rivotramampiaina ahy sy anao
dia!...
izay aho vao sahy hilazafa
ho foana tsy hisy tsiarony aminao ny ato anatiko
ka hanadino anao tanteraka............
aza hitako any izany

Sokajy : Fitiavana