You are here: home > Vetso

SITRAKA - Ravanondrazana

Azo vakiana?

SITRAKA

Sitraka sy telina izay vitanao rehetra!
Sitrako daholo ny fomba sy ny toetra
maha ianao anao hatramin'ny fahiny.
Sitranao ny foko tamin'ny isika niaraka iny.
Sitranao ny nofoko nararin'ny hetaheta.
Sitraka a! ianao, no nanova ho poeta!

RAVANONDRAZANA
20 AOGOSITRA 2021