You are here: home > Vetso

SITRAKO… - RRAG

Azo vakiana?

SITRAKO…
Ireny nampitaiko, ho ren’ny sofinao,
izay rehetra tato an-tsaiko, hatramin’ny pejy vao.
Ka sitrako tokoa, ny hamboraka fitia,
izay tokana ao am-po, tsy nofefena ‘lay satria!
RRAG
20 Oktôbra 2012

Hametraka hevitra

Midira aloha