SARIMIHETSIKA (Tahirintsoa)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
misy sarimihetsika
mandeha mandavan-taona
eny ananona eny

misy sarimetsika
miovaova foana
na sehatra na teny ...

dia mihondinkodina ao
ireo mpilalao, somokotra
maneho ny anjara adidiny ...

kanefa raha tsy IANAO
no mpandray anjara fototra:
... tantara tsisy vidiny.

(ahitanao tononkalon'i Tahirintsoa ihany koa ity rohy ity http://manafo-safo.over-blog.com
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1949 1
Mpakafy: hasinina
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141