Tia sa (ikemba)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa tsaroako tamin'izay nitsiky ianao nijery ahy nitily teo am-baravaranaTsaroako koa indray andro izay, ianao indry nadinika ahy nijoro teo an-tsisin-dalana.
Dia nidoboka ny foko nanantena sy nanahy zay mety ho ao am-ponao ao
Moa nisy antony tokoa sa sendra mba tsinahy ny fihetsika nasehonao?
F'indray folak'andro izay teo an-tokontaninay no nahitako anao voalohany,
Sy nahatsapako ihany koa ilay fitiavako nifoha,
ka taminao no nifantohany!
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana