Tia sa (ikemba)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa tsaroako tamin'izay nitsiky ianao nijery ahy nitily teo am-baravarana
Tsaroako koa indray andro izay, ianao indry nadinika ahy nijoro teo an-tsisin-dalana.
Dia nidoboka ny foko nanantena sy nanahy zay mety ho ao am-ponao ao
Moa nisy antony tokoa sa sendra mba tsinahy ny fihetsika nasehonao?
F'indray folak'andro izay teo an-tokontaninay no nahitako anao voalohany,
Sy nahatsapako ihany koa ilay fitiavako nifoha,
ka taminao no nifantohany!
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1501 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ikemba
Nampiditra : mikous
Daty : 18/03/2010 04:38
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138