Ny taniko. (MBL)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mamiko ny taniko ry hafa firenena.Koa eto no ataoko izany fanekena.
I Madagasikara loharanom-pahendrena.
Ilay lova tsy mivoana, harena nofefena.
Mba fantatrao ve ny fisiako ho anao.
Hamokatra ny tany hivoatra tsy ho lao.
Hamita ireo adidy aminao ry fireneko.
Hitsanganako anio ity dina izay omeko.
--------
Lien:
Catégorie :
Ny tanindrazako - Hambom-po