Ny taniko. (MBL)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mamiko ny taniko ry hafa firenena.
Koa eto no ataoko izany fanekena.
I Madagasikara loharanom-pahendrena.
Ilay lova tsy mivoana, harena nofefena.

Mba fantatrao ve ny fisiako ho anao.
Hamokatra ny tany hivoatra tsy ho lao.
Hamita ireo adidy aminao ry fireneko.
Hitsanganako anio ity dina izay omeko.
--------
Rohy:
1352 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : MBL
Nampiditra : Rwican
Daty : 01/04/2017 05:51
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142