AZONAO (Ni..! (RPR))
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Azonao lazainaAzonao hambara
Ny aminao rehetra
Azonao bangaina
Azonao alaina
Ny foko tsisy fetra
Azonao toavina
Azonao tiavina….
Ny foko manontolo raha izay no tianao
Alin’Ni..! 26 mey 2006
Zandry Ni..!
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana