Misy fo miteny (Ni..! (RPR))

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Misy fo miteny
Kanefa dia tsy reny
Fa takon-tabataban’ny rivo-piainana eto

Fa fo miteniteny
…Mirediredy…adala…
Sao mb’eny ananona eny
Ilay tiana sy malala

Misy antsoantso
Tsy haiko na mba reny…
Fa te hanakoako
Hikiaka fitiavana…

Misy fo miteny
Mba henoy rahavako
Aza avela irery
Fa … izany no FITIAVAKO

03/08/2009 15h50
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1014 1
Fans: ari.malala
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014