PENINA (Ni..! (RPR))
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha ranomainty ny jojon-tavakoKa hanjary penina ny fitiavako
Dia sahiko loatra eto ny milaza
Fa diam-penina avy amin’foko
No entiko handrafitra hosodoko
Ka hanoratako...“TIAKO IANAO“
Posakin’Ni..! 27 mey 2006
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy
Fans:
endrika01