SARITAKA (Ni..! (RPR))

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny tafy misalotra
Ny jorom-batanao
Dia ampy hamantarako
Ny zava-miafina aminy

Ny molotrao dorehitry
Ny loko maro sosona
Na tsy hilaza izay fonosiny aza
Dia fantatro ny ho entiny

Ny ranjonao fidola midongy akanjo fohy
Misangy foto-pe
Tsy tiako ho tantaraina fa ao dia ao ny antony
SARITAKA


marainan'Ni..!20/10/07 10h06mn
Zandry Ni..!
--------
Lien:
Catégorie : fiainana
805 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014