NY MASONAO MIJERY AHY! (RRAG)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY MASONAO MIJERY AHY!
Ny masonao mijery ahy, dia porofo iray tsy hadinoko.
Ny hakantonao ao am-panahy, no mampiaina koa ‘ty foko.
Ianao izao no fitiavana, ianao ‘lay hoe tia ahy,
ianao no tena namana, famatotry ny fanahy!
RRAG
30 Aogositra 2005
--------
Lien:
306 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0234