Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY MASONAO MIJERY AHY! (RRAG)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY MASONAO MIJERY AHY!Ny masonao mijery ahy, dia porofo iray tsy hadinoko.
Ny hakantonao ao am-panahy, no mampiaina koa ‘ty foko.
Ianao izao no fitiavana, ianao ‘lay hoe tia ahy,
ianao no tena namana, famatotry ny fanahy!
RRAG
30 Aogositra 2005
--------
Rohy:
