... (Ni..! (RPR))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Safotra fitiavana ny tontolo teto
fa ngoly fahatsiarovana ny aninkeo maraina
fitondra ny omaly
fivimbim-pahatsiarovana
tsy te hiseho ampitso

Difotra alahelo ny tontolo teny
raha nipatrapatraka ny dinitry ny alina
radiva ho hariva
ho antoky ny ho avy
hatreto aloha tsy fantatra izay mbola ho tohiny

Ny tontolo teto???
Difotry ny fiainana

27/05/08
--------
Rohy:
Sokajy : fiainana
39 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146