PENINA (Ni..! (RPR))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha ranomainty ny jojon-tavako
Ka hanjary penina ny fitiavako
Dia sahiko loatra eto ny milaza
Fa diam-penina avy amin’foko
No entiko handrafitra hosodoko
Ka hanoratako...“TIAKO IANAO“


Posakin’Ni..! 27 mey 2006
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
952 1
Mpakafy: endrika01
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0967