You are here: home > Vetso

HATAKA - NY HERIMAR

Azo vakiana?

Hataka.

Ry Raiko ao ambony,
Mangataka e aminao
Omeo saina tony
ity zanakao;
Aza avela ho saropiaro
amin'izao rehetra izao
sy amin'ity fiaina-mandalo;
Mitalaho e raha azo atao,
Omeo fo madio koa
sy saina tsy miahiahy
Ireto masoko anakiroa,
aza avela ho sahisahy.

NY H. Septambra 2019

Sokajy : fiainana, Vavaka

Hametraka hevitra

Midira aloha