Ampidiro aloha ny tenimiafina
fisarahana (Raims randriamalala (mahavonjy aimé))
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
mahatsiaroity rotsak'orana malefaka
no namoha indray ny lasako
nahatsiarovako ilay tefaka
niantefa tamin'ny tavako
toa nitsingerim-pahavaratra
ireny fotoana mba niarahana
angamba fitia tsy tonga lafatra
ka niafara tamin'ny fisarahana
nosoratan'i RAIMS RANDRIAMALALA (Mahavonjy aimé)
tanjombato 05/01/2018
--------
Lien:
Fans:
raims randriamalala - rhjo
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecterA propos
Auteur : Raims randriamalala (mahavonjy aimé)Inséré par : raims randriamalala
Date : 05/01/2018 18:56
