You are here: home > Vetso

Ry RAY - Raims randriamalala (mahavonjy aimé)

Azo vakiana?

Ry Ray!

Ray o!
miarahaba Anao izahay
ny nahatsaranao indray
izao fety maminao izao,

tsy hoe akory anganongano
fa Ianao no loharano
nipoiran'ny tantara

koa isaoranay Ianao
fa tolo-tsaina avy Aminao
no nahafahanay mifety

RAIMS RANDRIAMALALA (Mahavonjy Aimé)
21 juin 2020

Hametraka hevitra

Midira aloha