NAMAKO (faniriantsoa RAZAKAMALALA)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NAMAKOmisy vehivavy iray
izay namako efa ela
ka najanoko indray
'lay fitiavako,navela
efa ela izahay no mpinamana
fa tsy nisy resaka fitia
ny olon-tiana tsy mba manana
fa matahotra aho sao"tsia"
te iteny aho"tiako ianao"
ary alaiko ho vadiko
mety ho tezitra ianao
satria zah namana mivadika
k'aleo hijanona amin'izao
aleo hijanona ho namako
namako foana ianao
toy ny anabavy tsy nananako
faniriantsoa
--------
Lien:
Catégorie :
Namana
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecterA propos
Auteur : faniriantsoa RAZAKAMALALAInséré par : faniriantsoa RAZAKAMALALA
Date : 08/05/2021 09:02