TSILALAON-TENY HOE MANGA (Raims randriamalala (mahavonjy aimé))
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tsilalaon-teny hoe MANGAMangarika
IMANGA...!
mangady,
Mangala-mangahazo
mangataka manga
manganana mangana
Manganohano, mangaina
mangina, mangatoka
mangahiahy
mangatsika, mangovitra
mangananganaka,
Ny tenda ka te hanontany hoe inona ary izany!
Noforon'i RAIMS RANDRIAMALALA (Mahavonjy Aimé)
27/02/2018
--------
Lien:
Commentaires
raims randriamalala
(
27/02/2018 15:19)
rehefa mamaky azy ity ianareo dia ataovy somary haingana kely
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecterA propos
Auteur : Raims randriamalala (mahavonjy aimé)Inséré par : raims randriamalala
Date : 27/02/2018 14:34
