Ampidiro aloha ny tenimiafina
VELATRA (Tahirintsoa)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VELATRAmihanjaka sahady
sy mihinjika no sady
mandrimandry jery
ianao ry vavikely.
ka hopondesina ary va
ireto tratranao sa
havela ho sakafo
sy kilalaon'ny maso ?
...
raha ny hahasambatra ahy
dia fotsiny FANAHY...
fo mitepotepo
monja avelatra eto.
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
fahamarinana - hasinina
Commentaires
fahamarinana
(
31/03/2010 20:23)
hihihi,ity mihintsy ilay nampieritreritra ahy tary andrefan-trano tary !Mbola mahataitra hatrany mamaky azy ,somary hafa kely fa tsy dia mahasosotra satria izay mihintsy ilay maha-kanto azy
