You are here: home > Vetso

EKEKO - Raims randriamalala (mahavonjy aimé)

Azo vakiana?

EKEKO!

Andriamanitra ô!
na dia maro aza ny fahotako
dia mbola sahiko ny mijoro
fa izaho manana Anao

na dia maro aza ny adalàko
dia tsy navelanao hikoro
ny finoana anatiko ao

indro aho manolo-tena
sanatria raha noterena
fa ny herinao no amiko
ny fitiavanao no mamiko

Nosoratan'i RAIMS RANDRIAMALALA (Mahavonjy Aimé)
11-10-20

Hametraka hevitra

Midira aloha