Ilay alina farany - Nikopol
Azo vakiana?
Hevitra mandeha
mishou (04/04/2005 19:11:42)
fiction ve sa horera, toa mbola tsy zakan'ny gasy tsara angamba raha gasy no miresaka izay aminy fa raha film dia toa tsy mampiraika
Tsy haiko aloha ny fahitan'ny hafa azy fa izaho manokana tsy dia mahatakatra e
Marivo fisainana angamba
Malalason (05/04/2005 07:18:56)
tsara be ny zavatra notantarainy na dia somary nataony ankolaka aza raha efa nandeha t@ ilay tanatara dia maharaka tsara ilay izy lalina be fa tsy ho lazaiko eto, diniho tsara dia azonao ny tiany ambara fa misy endrika maro loko voalaza ao...
Malalason R.JO
andriary (06/04/2005 15:36:35)
Grrrr! mampatahotra izy zany ry Nik!
nefa ny sarisoratra no tena manaitra ahy!
matihanina!
tongava matetika fa elaela tsy teo ianao izany!mifanohana eny ihany e!
chipie1 (06/04/2005 15:42:10)
pissoa (07/04/2005 18:57:44)
Ooops, ... Tena tsy mazava nama ... #@$%
nikopol (08/04/2005 14:45:24)
kally (02/05/2005 18:02:13)
Tiako be! maneho ny tiana ho lazaina ny sarin-teny,nandany minitra maro aho,nandinika sy niezaka namantatra ny fonosin'ny teny tsirairay izay vao hitako ny fiandohana sy ny fiatombohan'ny tantara.TENA TSARA
bichette (01/09/2005 08:54:39)
Mombamomba
Mpanoratra : Nikopol
Nampiditra : nikopolDaty : 04/04/2005
Mpamangy : 1163
Mankafy : 4
Tononkalo hafa
Mbola velona ianao ...ilay nofinofinao
Avia avia Raorana
Ilay veloma farany
Poulahy é
Biloky
Kindriandriana
Bronx
Ilay fitiavako ...
Aza manana ahiahy