Indro ary ny vokatry ny fifaninanana tononkalo Marsa 2024.
Araka ny nolazaina tamintsika dia santatra ambavarano ihany ity fa ny manetsabe mbola ho avy koa tohizo hatrany ny fampiroboroboana ny kanto malagasy.
Isaorana feno ianareo rehetra mpandray anjara sy mpanohana.
Amin'ny fifaninanana manaraka dia ny votoatin'ny tononkalo indray no hojerena.