Ilay soratra - a.j.ulrich-vts
Azo vakiana?
_andao isika rehetra
Hiaraka hanoratra eto
Ilay hafatra soa
Mampitsinjo ny ho avy
_era-tany tokoa mantsy
Manana fihetsem-po ihany
Dia ilay hafatra soa
Mba hampasambatra antsika
_fa inona tokoa moa
No hosoratantsika
Tsy inona tsy akory
Fa ilay fifankatiavana ihany
_atomboka amin'ny fitsikianao
Izany rehetra izany
Ary ny famindram-po
No anoizana azy
_rehefa tanteraka ireo
Eto amin'ity tany ity
Dia tsy hisy adiady
Fa fiadana hatrany
Sokajy :
Aingam-panahy, Tontolo iainana
Mombamomba
Mpanoratra : a.j.ulrich-vts

Nampiditra : Jemmy
Daty : 25/08/2016
Mpamangy : 1099
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
VelomaMahereza
Fitia va izaho ?
Tena fitia
Ilay hatezerako
Mila miova
Fitia voarara
Ny Fahasambarana
Ny faharetako
Tena tia