You are here: home > Vetso

Apolonia - Nikopol

Azo vakiana?

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

Miarantsoa (02/12/2004 15:26:25)

- Misaotra -
Tsisy azoko lazaina fa dia misaotra .
Tiako loatra izany !

chipie1 (02/12/2004 15:33:57)

dray ôka re !! hihihi

NyKanto (02/12/2004 15:55:38)

Dadany zany an!
Fahitana ve sa nofinofy ? Ainga avy aiza sy avy amin'ny inona ity ?

Malalason (02/12/2004 16:00:55)

mahafinaritra fa tohizo
R. JO

nikopol (04/12/2004 12:20:26)

Tsisy fisaorana Miarantsoa, fifanomezana no eto amin'ny namana, tahaky ny an'ise koa !
Ny kanto, asa na fahitana na nofinovy? fa tsy ise angamba no hilazako fa misy ainga tsy fantam-pihaviana.
Malalason misaotra mampahery
Chipie inona no mampimé ? hihihi merci an

lanto (05/12/2004 23:26:29)

Poa-tsatroka, Nikopol !

kally (04/03/2005 21:08:20)

Tsara tena tsara,miavaka @ fahita andavanandro.Kolotsaina vahiny tantaraina anaty andalana vitsy @ teny malagasy,vitsy ny mahay an'izany.Tena mana-talenta!!!

bichette (10/03/2005 10:46:42)

tsara tena tsara

Hametraka hevitra

Midira aloha