You are here: home > Vetso

Malala - Nikopol

Azo vakiana?

Hevitra mandeha

Oully (31/08/2004 12:31:09)

hmmm! iza kay io ry Nikopol? ilay fantatro ve sa hafa indray? hihihi

bichette (31/08/2004 15:06:04)

ohatran'ny olona tena voan'ny ody fitia mihintsy ianao ry nikopol....

bichette (31/08/2004 15:11:19)

oully .... ?????? iza aky izany olona fantanjy izany ? manafinafina njy an !

lanto (31/08/2004 20:32:21)

mety le fantatro !!!!

bichette (01/09/2004 09:06:11)

?????? maromaro ....

nikopol (01/09/2004 10:44:57)

Poussy kalongany ! hihihihi

bichette (01/09/2004 15:05:30)

in injay ity poussy iti !

hery (02/09/2004 13:19:03)

Niko> sao dia hoe
Lainga lainga
fa tamin'izaho
Nahita anareo voalohany :)
Tsy ny masonareo no hitako

nikopol (02/09/2004 13:44:41)

Hery
Lainga lainga fa ny orony no hitako voalohany!hihihi

yonikafopl (02/09/2004 17:59:50)

hihihihihihihih!!!!
mety ilay an'i hery no marina!
lava loatra angaha ny orony ty niko ka tonga dia nandondona ???
jamba, mamba , adala, oupsss, tena fahavoazana telo sosona ny anjy!!

bichette (03/09/2004 17:34:10)

nikopol, mahery ialahy e ! hi hi hi

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha