You are here: home > Vetso

Pisitily farany - Nikopol

Azo vakiana?

Hevitra mandeha

lanto (20/08/2004 11:41:04)

Maha-te hanontany hoe tena nisy ve izany ? Miaina be manko le tononkalo :)

Ankoatr'izay ? mahafinaritra....(nikopol hafahafa kely )

nikopol (20/08/2004 12:20:44)

Lanto, aza anontaniana za.....hihihi
Ankoatr'izay ? misaotra.

bichette (20/08/2004 13:03:33)

oadray nikopol mampalahelo be mihitsy izany !!!!! tamin'ny oviana tsara io ????

nikopol (20/08/2004 13:33:41)

Bichette, joker dôly ny valin'ny fanontaniana mikasika io tononkalo io. hihihi

bichette (20/08/2004 15:56:18)

joker ahoana fa tsy mazava e ! andefaso hafatra dia hazavao tompoko raha mety.

nikopol (20/08/2004 16:10:41)

Bichette, ny joker dia fahafahana tsy mamaly ny fanontaniana mipetraka.
Tsiky dia ampy hono...zay ihany!
Tohana ny fo amin'ny fampaherezana, ary misaotra anao ampahatsorana.....

yonikafopl (21/08/2004 14:18:52)

tsy asiana fanontaniana tsony zany fa mampahery an'i nikopol e!!!
enga anie ka tsy hiala ao an-tsainao mihintsy lay endriny mitsiky.

chipie1 (12/11/2004 20:03:20)

hihihi ary iny no dikanlé alohotsy eo ambany io

Jemes (05/05/2005 11:53:38)

enga anie mba tsy tena marina io,nefa raha ny famakina ilay izy dia tena zava nisy .
Ny saiko tsy mino woe nisy.io
nefa ny famakina azy ni sy

Hametraka hevitra

Midira aloha